Police | Circulation | 15000 Ar
Date: 13-02-2015 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #430
Nahita laso mihintsy aho tamin'izay andro izay .Nandeha taxi-be izahay tamin'izay dia somary hariva teo ny andro ka nanakanailay polisy de la route ka nalainy ny taratasin'ilay fiara ka tsy nanaiky izy raha tsy nasiana vola tao anantiny izay vao nomeny
Le citoyen a demandé à ce que le rapport soit partagé avec :
- Le Bianco
Laissez un commentaire