Gendarmerie | Autre | 1400000 Ar 
Date: 2014 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #431 
Manana zanaka efa afaka bacc za dia manao fanadinam-panjakana mba ho iditra gendarmerie nefa izy mahay be . Misy milaza anefa fa tsy ny fahaizana no hita ao fa ny vola . Nasain-dry zareo nandoa vola eo aminy 1400000ar eo ho eo izay vao afaka amin'izay ataony kanefa izay tsy manana vola aloha amin'izany
 
Le citoyen a demandé à ce que le rapport soit partagé avec :
							- Le gouvernement
 
															 
			
			
											 
									
Leave A Comment