Entreprise publique | Autre |  Ar 
Date: 2000 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #434 
Sendra saika hanangana orinasa kely izay nefa tsy neken'ny fanjakana satria  tsy ara-dalana hono ny tarasinay nefa tena ar-dalàna tsara anefa . Ka nasainy niakatra ny nidina eny amin'ny tribonaly izay ka lany fotoana betsaka  anefa izay , ka tsy misy dikany akory ny fandanananay teny fa aikilikiliky ry zareo foana izay kanjo tsy tafan-tsangana akory ilay orinasa.
 
Le citoyen a demandé à ce que le rapport soit partagé avec :
							- Le gouvernement
 
															 
			
			
											 
									
Leave A Comment