Entreprise publique | Recrutement | 50000 Ar
Date: 02 juillet 2010 , Menabe – Morondava | Rapport #1326
fidirana hiasa tamin'ny top réseau tamin taona 2010.Nitady vola tamiko moa ilay superviseur tamin'izay ary niteny izy hoe omeo 50000 Ar aho dia tafiditra ho animateur ianao.tsy nanambola omeko azy moa zaho dia tsy tafiditra ary tsy nanaiky izany ihany koa.
Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé
Laissez un commentaire