Fitambazana hifindra kilasy

Accueil|Fitambazana hifindra kilasy
Education | Validation d’une unité | 60000 Ar
Date: 2015 , Atsimo Andrefana – Toliara I | Rapport #1383

Misy mpianatra maromaro niteny tamiko hoe: mandoa vola 30000 Ariary, raha te-hahazo naoty i Ranona no vonjena. Nomeko vola 60 000 Ar ilay lehilahy mpianatra milaza mahafantatra an'ilay mpampianatra. Module 2 no azon'iny. Mivaky anefa ilay izy tsy afaka aho. Efa nomeko an'ilay mpampianatra hoy iyz ilay vola fa mety tsy ampy angamba. Izany no zavatra misy ato.

Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé

Laissez un commentaire