Ady tany

Home|Ady tany
Justice | Jugement | Ar
Date: Mai 2017 , Haute Matsiatra – Fianarantsoa I | Rapport #1647

Misy olona roa miady tany, dia farany resy lahatra ny iray andaniny fa hanome vola ho an’ny mpitsara tao amin’ny tribonaly, namaly moa ity farany hoe; karamako mbola ambony lavitra noho io omenareo ahy io, ary tsy voavidy vola ny fahamarinako.

Le citoyen n’a pas demandĂ© Ă  ce que le rapport soit partagĂ©

Leave A Comment