Etat Civil | Acte de naissance | Ar
Date: 2016 , Sava – Sambava | Rapport #1645
Efa ho deux semaines aho izay nanamboatra io acte de naissance io, fa tsy nety vita. Tsy miteny amiko ilay olona fa mila vola, fa izaho ihany no laniany fotoana, farany dia nanaovako menace kely, zay vao vita ilay acte de naissance.
Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé
Laissez un commentaire