Circulation

Accueil|Circulation
Police | Circulation | Ar
Date: 01 novembre 2015 , Menabe – Morondava | Rapport #1307

Mpitatitra ny asako,Nisy olona iray niaraka tamiko ka nahitana gony feno paraky gasy izay hoentina aty Morondava.Indro nisy nisava ny tenako teo Bemanonga ka tratra ilay gony misy paraky ka voatery nijanona ny tenako,ary voatazona teo izahay ka noho izany tsy nanaiky ireo police raha tsy manome vola azy fa raha tsy zay dia ampidiriny forriere hono ilay fiara satria tsy magnaja ny asany.ka noho dia tsy nanaiky izao ny tenako satria ilay olona no tokony handoa sy hisazy amin'izany.

Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé

Laissez un commentaire