Concour gendarme

Accueil|Concour gendarme
Gendarmerie | Autre | 2000000 Ar
Date: 2012 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #203

Hanao concours gendarme dia ,ilaza ilay olona fa tsy afaka raha tsy mandoa vola 2.000.000 dia afaka tsara amin'izay fa tsy misy afaka izany raha tsy mandoa vola.

Izaho tsy nandoa fa tsy nanam-bola, tsy afaka.

Dia ohatr'izany foana izany ny eto amintsika?

Ho aiza ny taranaka, tsy ho tafita mihitsy izany ny mahantra sy ny tena mahay fa simban'ny vola isika malagasy.

Le citoyen a demandé à ce que le rapport soit partagé avec :

  • Le Bianco

Laissez un commentaire