Concours gendarme

Accueil|Concours gendarme
Entreprise publique | Recrutement | Ar
Date: 2017 , Atsimo Andrefana – Toliara I | Rapport #1535

Zanak'anadahiko nanao fanadinana gendarme, ka misy lehibe iray nilaza tamiko fa raha te ho tafiditra dia omeo vola aho fa aho mahita olona afaka hikarakara saingy tsy nanome aho sady afaka soa aman-tsara ihany ny zanak'anadahiko.

Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé

Laissez un commentaire