Concours hiditra mpiasam-panjakana

Accueil|Concours hiditra mpiasam-panjakana
Autre | Autre | 300000 Ar
Date: 01-02-2011 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #1327

Nanao fifaninana hioditra hompiasam-panjakana ary niteny ilay adjoint directeur tamin'izay fa raha mandoa vola 500000 Ar hono ianao dia afaka.Nikarakara izany ireo RADko mba ahafany hahatafiditra ahy amin'io formation professionnel io.Tsy ampy anefa ny vola hita satria dia 300000 Ar ihany ary niteny ilay olona fa omeo ihany ny ambiny.rehefa nandehany fitsarana dia nitaky ny ambiny ilay olona dia tsy nisy anefa dia tsy tafiditra tao anaty lisitra ny anarako.

Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé

Laissez un commentaire