Concours hiditra mpiasam-panjakana

Accueil|Concours hiditra mpiasam-panjakana
Entreprise publique | Recrutement | Ar
Date: 09 novembre 2016 , Menabe – Morondava | Rapport #1337

Anisany nanao concour teo ny tenako,ka raha vao vita ilay concour dia niverina taty morondava ny tenako.teo moa dia nanana eritseritra ny tenako hanantona olona miasa amin'ny douane izay hangalana  renseignement mikasika ny examen iny.Nisy tompon'andraikitra iray izay moa no novonjeako ka niresaka soa izahay ka niafara tamin'ny fitadiavana vola aloa raha te ho afaka hono fa izy mahay olona tompon'andraikitra amin'ilay concour.nandà izany anefa ny tenako satria zaho tsy manam-bola ny anaovako an'izany

Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé

Laissez un commentaire