Demande d’être fonctionnaire

Accueil|Demande d’être fonctionnaire
Entreprise publique | Recrutement | 500000 Ar
Date: Février 2017 , Atsinanana – Vatomandry | Rapport #1142

Efa ampy 5 taona izay no nampianarako teny amin'ny EPP ka nangataka ny ho recrute-ny fanjakana aho. Indrisy anefa fa mila vola hono vao lasa ho mpiasam-panjakana aho. Tsy maintsy nanome vola aho satria efa ela aho no naniry ho mpiasam-panjakana

Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé

Laissez un commentaire