Detournement de fond

Accueil|Detournement de fond
Services municipaux | Autre | 2000 Ar
Date: 2015 , Haute Matsiatra – Ikalamavony | Rapport #1664

Tsy mahazo karama ny mpiasan'ny commune tao Mangidy, nadritran'ny mandàn'ny Maire iray. Ary ny Maire nandimby azy io koa dia nandray vola tamin'ny banky dia tsy nandalo conseil municipal fa izy sy ny président no sady mpanolotsaina ihany. Ka sahirana ny mpiasa commune ka voatery manome tsolotra raha manamboatra zavatra ao. 

Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé

Laissez un commentaire