Fahaverezana bokin’omby

Accueil|Fahaverezana bokin’omby
Gendarmerie | Autre | 800000 Ar
Date: Octobre 2014 , Haute Matsiatra – Fianarantsoa I | Rapport #1668

Narian'olona ny bokin'omby dia niantso zandary ny olona nanary azy ary dia notakiany vola 800 000 ar ny tompon'ny boky. Ny zandarimaria no nanery io olona io handoa azy ary nadoha io vola io ny tompon'ny boky.

Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé

Laissez un commentaire