Fakana colis avy ivelany

Accueil|Fakana colis avy ivelany
Télécom | Autre | Ar
Date: 11 mars 2009 , Menabe – Morondava | Rapport #1316

Raha nangala ny colis izay nalefany correspondant-ko avy any ivelany dia somary taratara ilay fangalana azy dia hoy ilay tompon'andraikitra fa tara anao satria efa ho maheriny herinandro no niaviny entanao tato ka saika efa naverinay ka sady nitombo iany koa ny fitoerany ka mandoa vola anao mba ho droit izay nipetrahany tato.Tsy nanaiky nandoa izany moa ny tenako satria raha araka ny information azoko dia tokony ho 15 andro eo vao tokony handoa izany vola izay.

Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé

Laissez un commentaire