Transport | Autre | 500000 Ar
Date: 01-2012 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #410
Ny dadatoanay dia nitady asa ary taty aoriana dia nahita asa ihany izy fa mila manana permis de conduire ilay asa nef aizy tsy mahay mamily fiara akory . Te ho tafiirta taminâ??ilay asa anefa izy dia naka itony antsoina hoe permis « voro-tsiloza » itony ka nandoa 500000ar ary tsy nandalo sekoly akory.
Le citoyen a demandé à ce que le rapport soit partagé avec :
- Le Bianco
Laissez un commentaire