Eau et électricité | Autre | 300000 Ar
Date: 2017 , Analamanga – Antananarivo Atsimondrano | Rapport #1747
raha nakany amin’ny birao aho handoha vola dia nisy facteur nanatona sy nanontany izay ilaiko.
Rehefa nilaza aho fa hampiditra jiro dia niteny izy hoe raha manome vola azy omena ilay lehibeny dia afaka ampidirina anaty fotoana fohy ny jironay
Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé
Laissez un commentaire