Education | Accès à l’école | 2000 Ar
Date: 2015 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #397
Taminâ??izaho nampiditra ny zanako nianatra tany aminâ??ny toeram-pianarana iray dia nilaza tamiko ilay tomponâ??andraikitra tao aminâ??ilay sekoly fa sarotra ben y ahavoaray ilay zanako raha tsy mandoa vola 20000ar hono aho. Rehehfa nivaly anefa ny examen dia tsy afaka ilay zanako.
Le citoyen a demandé à ce que le rapport soit partagé avec :
- Le Bianco
Laissez un commentaire