Fanambakana mpanjifa

Accueil|Fanambakana mpanjifa
Télécom | Autre | Ar
Date: 2016 , Androy – Ambovombe Androy | Rapport #1386

Tena tsy manjary le lany crédit fanaon'ny AIRTEL. Nindrana 500 Ar aho dia misolo 600 Ar. Nosoloako ilay izy indray mandeha. Nony nampiditra koa aho amin'ny manaraka dia nalainy koa. Ny loza dia, rehefa tsy mampiditra intsiny dia ataony (-) moins ny eo alohany: -10500 Ar, -1546 Ar. Tena tsy mety loatra ilay izy ka.

Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé

Laissez un commentaire