Fanambakana mpanjifa

Accueil|Fanambakana mpanjifa
Télécom | Autre | Ar
Date: 2016 , Atsimo Andrefana – Toliara I | Rapport #1385

Mampiditra fahana 1000 Ar aho tamin'izay. Miala 300 Ar sahady rehefa vao 3 miniotra kanefa zaho tsy miantso, tsy mandefa SMS. Afaka fotoana fohy, lany koa ny 300 Ar ambiny ary nalainy koa ny 300 ariary hafa sisa. 100 ariary sisa tavela. Inona ny antony? Fangalarana tsotra izao, zaho anefa tsy nanao lany crédit, tsy rariny.

Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé

Laissez un commentaire