Etat Civil | Acte de naissance | 2000 Ar
Date: 02-2015 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #391
Taminâ??izaho nanao « copie de naissance » tao aminy IVéme arrondisement dia isaky ny maka anâ??ilay izy aho dia lazain-dry zareo fa mbola tsy vita foana ilay izy. Fantatro anefa ny tiany ahatongavana fa mitady vola izy ka nantoaniako avy hatrany ny vola nilainy izy, ary nangataka 2000ar dia tonga dia namoaka ilay copie afaka 30 min.
Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé
Laissez un commentaire