Police | Circulation |  Ar 
Date: 2015 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #398 
Ety aminâ??ny faritra misy anay dia misy anaâ??ireny polisy manakan-dalana ireny ary sakananâ??izy ireo avokoa na fiara na moto . Rehefa mitondra moto anefa aho dia nosakanany ary rehefa hiteny fa ara-dalà na daholo ny momba ny taratasinâ??ilay moto dia niteny tamiko izy hoe mba mametra kely fa tena maina be. Tsy nanome moa izaho dia tezitry izy.
Le citoyen n’a  pas demandé à ce que le rapport soit partagé
							 
															 
			
			
											 
									
Leave A Comment