Fanaovana acte de mariage

Accueil|Fanaovana acte de mariage
Etat Civil | Autre | 5000 Ar
Date: 15 février 2017 , Menabe – Morondava | Rapport #1332

Mila acte de mariage maika ny tenako eo amin'ny asako.ka nikarakara izany any amin'ny commune.Rehefa nikarakara izany anefa ny tenako dia notakian'ilay olona vola 5000 ar dia nanotaniako izy hoe aiza moa no andoavana azy dia niteny moa izy oe eto amiko fa zaho nomitondra azy eny amin'ny caisse,tsy nanaiky izany moa ny tenako fa aleko aloako eny ihany fa manjary ela vao vita ny asa. 

Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé

Laissez un commentaire