Circulation

Accueil|Circulation
Gendarmerie | Circulation | 20000 Ar
Date: 29 Avril 2017 , Menabe – Morondava | Rapport #1331

Olona mipetraka à Bemanonga ny tenako.Matetika miaraka amin'ny taxi-brousse mandeha à Bemanonga ireny ny tenako.Indray dia nosakanan'ireo zandary ilay fiara fa tena surcharge be ka nalaindreo ilay papier,avy eny moa dia nitaraina ilay chauffera fa nitaky vola 20000 Ar aminy ny zandary.Tsy maintsy nanome ilay chauffera mba ahafany manenjika ilay entanolona izay handeha hivarotra any morondava.

Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé

Laissez un commentaire