Circulation

Accueil|Circulation
Gendarmerie | Circulation | Ar
Date: 31 mai 2017 , Menabe – Morondava | Rapport #1330

Nandeha bus aho ka no sakanan'ireo zandary ilay bus.Gaga tanteraka  ny tenako satria dia bus no nosakakan'ireo zandary ka dia nijano ilay bus.Notakiandreo vola fa hoe tsy mihidy ilay varavarana any aoriana.Tsy nanaiky izany moa ilay chauffera satria dia namaly ireo zandary ary tsy nanome vola ihany koa fa tonga dia nandeha.

Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé

Laissez un commentaire