Fitakiana haba

Accueil|Fitakiana haba
Services municipaux | Taxe locale | 15000 Ar
Date: 10 janvier 2017 , Menabe – Morondava | Rapport #1329

Mpivarotra ny asako.Izaho anefa dia mivarotra amorondalana ka indray andro nefa dia nisy mpitaky haba nandalo nefa zahay maro nomanao varotra legume ary mitovy ihany koa ny hamaroany varotra ataonay ka notakiany vola ambonin'ireo namako aho tamin'izay nefa dia mitovy ny varotra ataonay.Voatery nitady fanazavana moa zaho ka valinteny borbory no navaliny hoe raha tsy mahaloa ny haba anao dia hoesoriko amin'ny toeranao ty ianao ka omeko olona hafa.Voatery nandoa moa ny tenako satria dia sarotra ny ahitana ny toerana.

Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé

Laissez un commentaire