Fanaovana kara-panondro

Accueil|Fanaovana kara-panondro
Etat Civil | Nouvelle CIN | 5000 Ar
Date: 2003 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #432

Sendra nanao kara-panondro aho tamin'izay . Nisy olona iray teo am-bavady dia nilaza fa mandoha vola kely enao dia vita vetivety ny kara-panondronao. Tamin'izany moa tena ilaiko maika ny karatro ka voatery aho nandoa vola teo aminy 5000ar teo ho eo ny vola naloha.
 

Le citoyen a demandé à ce que le rapport soit partagé avec :

  • Le gouvernement

Laissez un commentaire