Fanaovana kopian-jaza

Accueil|Fanaovana kopian-jaza
Etat Civil | Acte de naissance | 6000 Ar
Date: 06 juillet 2010 , Menabe – Morondava | Rapport #1295

Raha nanamboatra ny kopien-janko aho dia saika tsy azo raha tsy nandoa vola 6000ar ariary satria mbola betsaka hono ny zavatra karakaraina aminy ka afaka tapa-bolana vao miverina mangala azy.Voatery nandoa ilay vola aho satria lavitra no misy ahy ka halako ny miverina matetika aty satria miteza kely ny tenako 

Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé

Laissez un commentaire