Fanaraha-maso ataon’ny VOI

Accueil|Fanaraha-maso ataon’ny VOI
Secteur privé | Obtention d’un permis d’exploitation | Ar
Date: 13 septembre 2015 , Menabe – Morondava | Rapport #1345

Raha nanao ny asany ireo KASTI ka nahatratra andian'olona izay manapaka tangan-dahy tao anaty ala faly ka nampihatra ny lalàna avy hatrany.Notazomina tao amin'ny biraon fokontany ireo hazo sy ny karatrin'ireo olona nangala hazo antsokosoko.Indrisy anefa dia nahazo antso antelefaonina ireo olona nitazona ireo olona nangalatra hazo ka tsy misy azo natao olobe antana hono no niteny

Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé

Laissez un commentaire