Justice | Autre | Ar
Date: 2014 , Analamanga – Antananarivo Avaradrano | Rapport #403
Nisy olona voaendrikendrika fa mpangala-jaza tany aminay taminâ??ny eritaona ary niharanâ??ny fitsaram-bahoaka. Voaporofo anefa fa tsy mpangala-jaza ilay olona ary nitory ny fianakaviany. Nosamborinâ??ny polisy avokoa ireo namono ilay rangahy ka nihakatra fitsarana. Mahagaga anefa fa afaka madiodio avokoa izy rehetra ireo nohonâ??ny fandoavanâ??izy ireo vola be tany aminâ??ny fitsarana.
Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé
Laissez un commentaire