Fangalana carte verte

Accueil|Fangalana carte verte
Etat Civil | Autre | 30000 Ar
Date: 07 juillet 2015 , Menabe – Morondava | Rapport #1319

Raha nahavita fitsarana miaramila ny tenako dia hoy ilay tompon'andraikitra afaka 3volana mipoly mangala azy.Rehefa tonga ny fotoana fangalana azy dia nampandoavina vola 30000 Ar ny tenako dia tsy nanaiky nandoa izany moa ny tenako satria tsy nanamarina izany tamin'ny fotoana fitsarana ka voatery nampangalaiko olona hafa ilay izy dia azo soamantsara 

Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé

Laissez un commentaire