Services administratifs divers | Autre | 2000 Ar 
Date: 03-2015 , Vakinankaratra – Ambatolampy | Rapport #414 
Taminâ??izaho nanao taratasy tao aminâ??ny commune dia tsy hitako ilay birao tokony anaovna ilay izy ka voatery nanontany ilay mpiasa tao ambany aho. Izy moa nilaza tamiko fa ho entiny any aminâ??ilay birao hono aho fa mba omena vola 2000 ar hono izy . Izaho moa tsy nananiky.
 
Le citoyen n’a  pas demandé à ce que le rapport soit partagé
							 
															 
			
			
											 
									
Leave A Comment