Fangatahana position militaire

Accueil|Fangatahana position militaire
Services administratifs divers | Légalisation de signature et certification | 40000 Ar
Date: 01 mars 2017 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #1328

Tonga teny andohalo ny tenako ary nandeha tao amin'ny birao fakana io taratasy io satria nisy asa hataoko dia mila io taratasy io.Hoy ilay miaramila tao hoe misy vola aloa 40000 ar izay vao mahazo an io taratasy io.voatery nanome  an'io vola io ny tenako satria dia ilaiko maika tokoa io taratasy io.

Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé

Laissez un commentaire