favoritisme sexuelle

Accueil|favoritisme sexuelle
Transport | Transport publique | Ar
Date: 11-12-2015 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #395

Tany anatin ny fiara Taxi-be iray izaho vao omaly dia niara-niditra izahay sy ilay tovovavy. Rehefa nitaky saran-dalana anefa ilay recevera dia 300ar no nomenâ??ilay tovovavy dia noraisinâ??ilay recevera, nanome 300ar ihany koa aho nefa tsy noraisiny fa 400ar ihany hono fa raha tsy izany dia midina ny fiara avy hatrany nefa samy any aminâ??ny farany izahay sy ilay vehivavy no miala.

 

Le citoyen a demandé à ce que le rapport soit partagé avec :

  • Les médias

Laissez un commentaire