Education | Accès à l’école | 40000 Ar
Date: 2017 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #1799
Rehefa hanao transfert an’ankizy efa nianatra tamin’ny CEG hafa izahay handeha hifindra ao amina CEG iray teto antananrivo dia nilaza rizareo fa efa feno ny toerana.
Rehefa avy eo anefa dia niantso anay indray ny tompon’andraikitra hoe raha manome vola dia asisika ao ihany fa tsy maninona
Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé
Laissez un commentaire