Santé | Paiement pour un service gratuit | 5000 Ar
Date: juillet 2017 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #1848
Nilahatra hanao fizaham-pahasalamana tao amin’ny toeram-pizahana iray teo Analakely aho. Tamin’ny 5ora maraina aho no tonga teo, nefa nisy olona iray tonga tamin’ny 8ora nanome vola ilay mpiandraikitra ny filaharana dia niditra talohanay rehetra.
Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé
Laissez un commentaire