Fisavana nataon’ny mpiasan’ny forêt

Accueil|Fisavana nataon’ny mpiasan’ny forêt
Police | Investigation | 400000 Ar
Date: 10 février 2015 , Menabe – Morondava | Rapport #1346

Nisy nanao sava hao ireo mpitondra hazo avy any ambany vohitra izay mitondra irony bois carreaux ireny.Raha teo amin'ny croisement ny lalana mandeha à belo/mer iny no nisy sarety izay feno hazo tokoa ka nosakanany ireo polisy sy ireo mpiasany foret.Raha nosakanana dia tsy manana taratasy ilay olona fa hoe an'ny colonel iray zao hono.Notazonana teoihany anefa ilay hazo ka nantsoina ilay olona tompon'entana dia nifandamina teo moa nanome kadoa an'ireo mpiambina ilay olona voarohirohy mba tsy hitozany afera 

Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé

Laissez un commentaire