fisavana taratasin’ny fiara

Accueil|fisavana taratasin’ny fiara
Police | Circulation | Ar
Date: Juillet 2017 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #1766

Tsy mandeha ny clignotant iray tamin'ny fiaranay, nefa vao herinandro izay no vita visite technique. Nandà tsy nety hanome vola aho aveo. Navelany nandeha ihany anefa rehefa avy nojereny fa ara-dalana tsara daolo ny taratasy.

Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé

Laissez un commentaire