Services administratifs divers | Autre | Ar
Date: 2016 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #1740
Hoy aho taminy hoe omeko vola ianao fa mba ataovy haingana ny taratasy fisoratanay.
Tsy nanaiky izy fa miandrasa ny anjaranao hoy izy fa izay ihany no tsy mampandroso
Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé
Laissez un commentaire