Fitadiavana asa

Accueil|Fitadiavana asa
Secteur privé | Autre | Ar
Date: 12 Mars 2015 , Menabe – Morondava | Rapport #1302

Nitady asa tamin'ny sekoly tsy miankina iray aho,asa fampianarana no tadiaviko nefa hoy ilay talen-tsekoly fatsy tafiditra ao izaho raha tsy miaraka aminy.Tsy mety amiko izany satria sarobidy amiko ny tenako

Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé

Laissez un commentaire