Fitakiana haba

Accueil|Fitakiana haba
Services municipaux | Taxe locale | Ar
Date: 2017 , Androy – Ambovombe Androy | Rapport #1473

Tsy hita ny fampiasana ny vola azo amin’ny fitakiana haba kanefa Ariary 1 200 000 no azo isan’andro. Valo volana tsy nandray karama ny mpiasan’ny commune amin’izao. Natao aiza ary ny vola voangona nandritra ny telo taona izay?

Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé

Laissez un commentaire