Entreprise publique | Obtention d’un service | Ar
Date: Novembre 2016 , Atsimo Andrefana – Toliara I | Rapport #1558
Hijery affichage de concours élève gendarme tao amin'ny Brigade de Gendarmerie Tsianaloky aho indray andro, efa nosimbain'ny orana ilay tamin'ny rindrana avy ato ivelan'ny birao ka voatery aho tsy maintsy nanontany tao amin'ny birao, jereko koa ny tao mbola rovitra ny tapany ka tsy eo intsony ny soratra. Teneniko amin'ialahy ny soratra very teo fa kosa omenao crédit kely aho. Tsy manambola aho tompoko fa aleo avelao any fa mbola hanontaniako olona ihany dia lasa nivoaka ny birao avy hatrany aho.
Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé
Laissez un commentaire