Visite médicale

Accueil|Visite médicale
Gendarmerie | Autre | 2000 Ar
Date: 2016 , Atsimo Andrefana – Toliara I | Rapport #1559

Notakian’ny miaramila iray tao amin’ny toby miaramila fanaovana visite aho tamin’ny izahay nanao visite de toise tao efa volana maromaro izay. Tsy eto an-toerana hoy izy ny dokotera titulaire fa izaho no nisolo azy, hampamakiana ireo alphabet maro ireo ianao, dia ny masonao roa ireo no hifandimby mijery rehefa mamaky ianao fa raha omenareo sigara aho dia tsy mila mamaky izany aho. Tsy te hanome izahay kanefa matahotra ny hamaky ireo teny sao dia hanova ny résultat de visite.

Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé

Laissez un commentaire