Détournement de fond

Accueil|Détournement de fond
Education | Autre | Ar
Date: 14 octobre 2017 , Atsimo Andrefana – Toliara II | Rapport #1564

Mahagaga fa ny mpianatran’ny universite rehetra dia manana survêtement avokoa fa ny solotenan’ny Toliara tsy manana na dia iray nomena. Nisy vola avy any amin’ny ministera omena ny Université hividianana survêtement. Kanefa tsy hita izay nalehan’ny vola sy nampiasaina azy.

Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé

Laissez un commentaire