Fitondrana marary teo amin’ny CSBII

Accueil|Fitondrana marary teo amin’ny CSBII
Santé | Paiement pour un service gratuit | Ar
Date: 29 mars 2014 , Menabe – Morondava | Rapport #1296

Marina fiasa tokoa ireo dokotera miasa ao amin'ny CSBII Morondava satria dia nahita olona ambony ny tenako izay tonga nitondra marary tao ka tsy nanaiky ny fangatahany izy ireo ilay dokotera fa hoe samy marary dia mitovy avokoa

Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé

Laissez un commentaire