Secteur privé | Obtention d’un permis d’exploitation | 50000 Ar
Date: 01 mars 2011 , Menabe – Morondava | Rapport #1336
Mpanao fanaka ny asako,raha sendra nividy hazo moa ny tenako izay hazo nandesiny sarety avy any befasy ka tonga dia novidiko ilay hazo satria mora,indrisy anefa fa nisy mpiasan'ny foret izay nanaraka ireo mpitondra sarety ka tra-tehaka teo moa ny tenako ireo mpivarotra hazo reo fa lasa.Tsy hita izay nataoka voatery tsy maintsy nanao fifampiraharahana teo izahay kavoatery nanome vola moa ny tenako mba tsy hahasarotra ny raharaha.
Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé
Laissez un commentaire