Kolikoly y ara -tany

Accueil|Kolikoly y ara -tany
Domaine foncier | Litige | Ar
Date: 2013 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #433

Nisy olona iray izay fantako fa fa diso satria naka ankeriny ilay tany satria mpanam-bola be ry zarei  dia ny soratra tamin'ilay tany anefa efa misy tompony efa ela be ilay tany kanefa ilay tena tompony tsy dia manana loatra ka na dia itory aza ry zareo diza tsy manana akory ka voatsetrin'ny mpanam-bola ny vavan'ny mpanao lalàna ka tsy afaka manao ahoana akory ny tsy manana.
 

Le citoyen a demandé à ce que le rapport soit partagé avec :

  • Le gouvernement

Laissez un commentaire