Mpitsra nandray vola

Accueil|Mpitsra nandray vola
Justice | Jugement | 800000 Ar
Date: 2015 , Analamanga – Antananarivo Avaradrano | Rapport #421

Misy olona voatory tany amin'ny polisy nakany aminy dadatoanay izay mpitsara foana ary manome vola azy foana sady miteny hoe ataovy izay mety . Eo ho eo amin'ny 800000 ar ny vola  efa nomeny an'ilay dadatoanay.
 

Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé

Laissez un commentaire