Education | Autre | Ar
Date: 2013 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #239
Nisy lehilahy iray haka diplome tao amin'ny office du Bacc Ankatso, ilainy maika izy io kanefa tokony ho ny ampitson'iny vao afaka alaina ilay izy.
Nanatona ilay tompon'andraikitra ilay lehilahy, hiresaka sy hanome vola fa tsy nanaiky ity farany ka dia niala maina teo ilay lehilahy.
Le citoyen a demandé à ce que le rapport soit partagé avec :
- Le Bianco
Laissez un commentaire